Ce site veut devenir un lieu d’échanges socio économique qui permettra d’émettre et de collecter en temps réel des faits vérifiés avant d’être diffusés, analysés et discutés. Son atout est de tenir compte à la fois des réalités vérifiables et ensuite prend en compte de vos informations pour alimenter des rubriques d’analyse. Ce site est dédié à ceux qui veulent obtenir des informations actualisées sur les évènements à Madagascar en temps réel.
jeudi 29 janvier 2009
Descente MECI
Hivory hiaraka amin’ireo mpandraharaha niharan’ny fahamaizana rahampitso ny ministry ny toe – karena. Vonona ny fanjakana malagasy hanohy ny politikam-pampandrosoana eo amin’ny fampiasam – bola na avy eto an-toerana na avy any ivelany raha ny nambaran’ny minisitry ny toekarena io atoandro io nandritra ny fidinany teny amin’ny zoom akorondrano hijery ny fahavoazana teny an – toerana. Afaka fotoana fohy dia hiverina amin’ny laoniny ny zava – drehetra, ireo mpandraharaha eo amin’ny zoom moa dia nanambara fa amin’ny voalohan’ny volana martsa dia ho toy ny teo aloha ny toerana. Mamporisika ny mpampiasa vola ny minisitra mba ho tonga eto Madagasikara. Handray ny fepetra rehetra ny fitondram – panjakana araky ny nambarany mba hisian’ny fiarovana ny fampiasam – bola.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire