Ce site veut devenir un lieu d’échanges socio économique qui permettra d’émettre et de collecter en temps réel des faits vérifiés avant d’être diffusés, analysés et discutés. Son atout est de tenir compte à la fois des réalités vérifiables et ensuite prend en compte de vos informations pour alimenter des rubriques d’analyse. Ce site est dédié à ceux qui veulent obtenir des informations actualisées sur les évènements à Madagascar en temps réel.
vendredi 10 avril 2009
Sombin’ny Antso an – tariby nataon’ny filoham – pirenena Ravalomanana ny 09 Aprily 2009
Hita amin’izao fotoana izao ny hetsika ataonareo vehivavy, miteny ny zavatra miseho eto amin’ny firenena. Misaotra fa manohina ny fo ny fihetsika ataonareo. Aty an - tany lavitra no misy ahy fa tsy manadino ny fahatsiarovana ny zava – misy. Aza matahotra fa tsy maintsy ho tonga any madagasikara aho. Ny vahoaka malagasy manohana ny ara – dalàna maro an’isa, manome toky anareo aho fa tsy maintsy ho tafaverina any Madagasikara, efa mijery miaraka amin’ny firenena rehetra aho hanao izay hiverenana. Mahatoky ny fahendren’ny malagasy aho, tohizo mandrakariva ny hetsika fa tsy maintsy ho tonga any aho. Mizotra tsara ny resaka atao aty ary manome toky ny anareo aho fa hijery izay fomba rehetra hiverenana any madagasikara. Mirary paka sambatra ho anareo rehetra, tena malahelo aho.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire