samedi 27 juin 2009
Fête de l’indépendance : Bombes et arrestation (26 Juin 2009)
A l’autre bout de la ville, le matin, une bombe artisanale aurait explosée dans une poubelle à Mahamasina.
26 Juin 2009 : La HAT isolée (26 Juin 2009)
La journée du 26 juin 2009 sera apparemment marquée dans les anales de l’histoire malagasy et de celle de la HAT. Celle – ci a en effet été la cible de contestations diverses. Outre la non participation des légalistes à la cérémonie organisée par la HAT, le camp CRN dirigé par le Professeur Albert Zafy a aussi fustigé la HAT. Le CRN a tenu sa propre cérémonie de célébration de l’indépendance de Madagascar. Zafy Albert de déclarer que lui et le CRN ne reconnaissent pas la HAT. Et comme lors de sa cérémonie d’investiture, Rajoelina a été boudé par la communauté internationale le 26 juin, aucun membre du corps diplomatique n’a assisté à la cérémonie à Mahamasina.
vendredi 26 juin 2009
Hafatry ny Filoha Marc Ravalomanana, ho an'ny 26 jona 2009
Nisafidy ny andro androany aho hilazako ny hafatra amin’izao vanin’andro hiarahantsika mahalala izao
Miarahaba ny vahoaka malagasy amin’ny maha ray i Dada. Tsy misy ray mahafoy zanaka tokoa mantsy ary voafidy ara – pomba demokratika hitondra ny tany sy ny fanjakana koa ny tenanay.
Ny 26 jona no fankalazan tsika isan –taona ny fetin’ny fahaleovantena sy ny foloalindahy. Niomana fatratra arak’izay azo atao isika mba ho sahaza sy ho mendrika ny vahoaka malagasy sy Madagasikara ny fankalazana izany tamin’ity 26 jona 2009 ity ary indrindra ny fandraisana ny fivoriamben’ny vondrona Afrikana satria miaraka ireo fotoana ireo. Nanomboka ny fifampiraharahana tamin’ireo firenena vonona hanampy antsika amin’ny fomba hanatanterahana izany fandraisana ny fivorian’ny firenen’ny Vondrona afrikana izany. Nanomboka ny fanamboarana ny fotodrafitr’asa toy ny toeram – pivoriana, na ny centre de conférence, ny trano fandraisam – bahiny, ireo trano hipetrahan’ny filoham – pirenena villa, ny fanitarana ny seranam – piaramanidina, ny lalana ary ny fanafarana ireo fiara izay hilaina amin’izany fivoriambe izany.
Vita ara – potoana avokoa ny zava – drehetra ary tonga ara – potoana ny entana izay nafarana. Tao dia tao ireo firenena izay nandefa sy nilaza fa vonona hanampy antsika amin’ny fandaminana rehetra sy ny filaminana. Nanantena, niandrandra izany fotoan – dehibe izany ny Vahoaka Malagasy tia fandrosoana. Ny firenena mpiara – dia an’i Madagasikara sy tia an’i Madagasikara. Nohamafisina tany leCaire ny fandraisan’i Madagasikara io sommet io. Hafatra mampatsiahy fa azontsika natao tsara ny nisafidy ny fampandrosoana ity firenena malalantsika ity. Hafatra mampatsiahy fa azontsika sahady ny laza amam – boninahitr’i Madagasikara raha vitantsika ny fandraisana izany fivoriana avo lenta izany. Hafatra milaza fa manana ny maha izy azy i Madagasikara. Hafatra ihany koa hilazako fa mahavita zavatra ny malagasy. Maro ny lalana vita aman’aliny kilometatra. Tafiditra an – tsekoly ny zanaky ny Vahoaka Malagasy maro. An – tapitrisa ny aina voavonjy vita vaksiny. Niakatra avo efatra eny dimy eny ny vokatr’ireo tantsaha. Betsaka ireo orin’asa nijoro sy nitsangana teto Madagasikara. Hafatra ilazako fa tena tamin’ny herintsika rehetra no niasantsika, nanatatanterahantsika ny fampandrosoana haingana sy maharitra an’i Madagasikara. Hafatra ilazako ny dingana marobe efa vitantsika.hafatra hanehoako ihany koa fa nahatoky antsika izao tontolo izao ka nanampy arak’izay azo atao. Tao ny vondrona eropeana izay nampitombo avo telo eny ny vola natolony an’i Madagasikara. Tao ny banky iraisam – pirenena,tao ny firenena toy ny norvegiana, ny japoney, ny sinoa, ny alemana, ny firenen – drehetra mba ahatonga an’i Madagasikara ho fitaratra.
Voagejan’ny fitondrana tsy ara – dalàna anefa ny firenena sy ny Vahoaka Malagasy ankehitriny. Vokatry ny fanonganam – panjakana izay nitranga teto amin’ny nosy malalantsika ity, nataon’ireo olom – bitsy nandrodana ny demokrasia, nanitsakitsaka ny lalàm – panorenana. Potika tanteraka ny rafi – piarahamonina sy ny toe – karena malagasy, mijaly ny Vahoaka Malagasy. Miharatsy isan’andro isan’andro ny toe – draharaha. Voahitsakitsaka ny zo maha olona. Tany tsy misy fanjakana fa toa fanjakan’ny baroa. Halatra, fandrobana, fanimbana fananana no hiainana isan’andro, herisetra, fisamborana, fanagadrana tsy amin’antony no miseho ary fampiasan – kery no fomba hitondrana ny fanjakana ankehitriny. Mandry andriran – dratsy lava izao ny Vahoaka. tsy nisy nisaintsaina na nanampo satria tsy fombantsika malagasy izany zavatra mitranga izany. Tsy nampoizina. Tsapan’ny Malagasy rehetra ary fa potika ny toe – karena malagasy. Miha sahirana ireo vahoaka tsy mandady harona. Ireo orin’asa mikatona, lasa nody niala an’i Madagasikara. Ireo olona tena sahirana tsy mahazo izay zavatra ilainy an – davan’andro intsony.
Ry Vahoaka Malagasy, tsy kivy anefa isika, tsy ketraka fa manome toky anareo aho hanao izay arak’izay azo atao hamerenana indray ny ara – dalàna hanajana ny lalàm – panorenana. Izay ihany no fomba hisian’ny fampandrosoana haingana sy hametrahana ny filaminana eto amin’ny tany sy ny fanjakana.
Vao namafisin’ny vondrona SADC fa tsy maintsy averina amin’ny ara – dalàna ary tsy maintsy hampiana i Madagasikara ahafahany miverina sy manaja ny lalàm – panorenana. Ren’izao tontolo izao ny antso mila vonjy ataontsika. Fantatr’izao tontolo izao ny zava – mitranga. Melohan’izao tontolo izao ny zavatra tsy ara – dalàna, fanonganam – panjakana izay nitranga, ary nahaton’izao tontolo izao indrindra ireo mpamatsy vola ny fanampiana rehetra izay omena an’i Madagasikara. Tamin’ity herinandro ity dia nahatratra 118 million de dollar ny an’ny vondrona eropeana nofoanana, toy izany koa ny an’ny banque mondiale. Mahatratra 578 million anefa ny vola nampanantenainy fa homena an’i Madagasikara hanatanteraka ny ezaka sy ny sori – dalàna nomentsika. Mendrika ny hanana ny ho aviny ny Vahoaka Malagasy.
Miantso ireo tia tanindrazana aho, miantso ireo mikatsaka marina ny tombontsoan’ny firenena aho, hiara mientana hiara hijoro hitady izay lalana rehetra ialantsika amin’izao fahasahiranana izay mahazo ny firenentsika izao. Azoko sary an – tsaina, azonao sary an – tsaina, tsapantsika ny ratra, ny alahelo, ny adintsain’ny vahoaka Malagasy vokatr’izao fanonganam – panjakana nitranga izao.
Koa miantso manokana anareo mpitondra tsy ara – dalàna amin’izao fotoana izao aho, henoy ny feon’ny fieritreretanareo, diniho ny zavatra misy ary alao ambony, alao ambany. Mandalo fitsapana ny firenentsika. Mino sy manantena aho fa tsy maintsy hiara – hientana isika hikatsaka hatrany ny soa toavina amahana izao firenena izao.
Reko ny antsonareo, miantso ahy hiverina an – tanindrazana. Aza matahotra ianareo, fa hiverina tokoa aho, tsy maintsy tafaverina aty Madagasikara ary tsy maintsy miasa ho an’ny firenena aho. Miasa miaraka isika, izay no fahombiazana. Ary hiasa hiaraka amin’ny hery rehetra misy tsy hanavahana an’iza na iza, hifamela isika.
Midera sy mankasitraka ny fitiavan – tanindrazana sy ny herim –po asehonareo aho. Tao ny fikambanan’ny vehivavy, ny mpianatra, ny avy amin’ny fiangonana, ny mpanao gazety, ny mpiasam – panjakana, ny tantsaha mpamokatra, mijoro am – pilaminana, mitaky ny famerenana ny demokrasia sy ny fanajana ny lalàm – panorenana. Amin’izao 26 jona fankalazana ny fahaleovantenan’i Madagasikara izao. Misy sahy milaza ve fa vahoaka manana ny fahafahany tokoa ny vahoaka malagasy. Misy sahy milaza ve fa manara – dalàna ny mpitondra ankehitriny ?
Porofo ilazantsika fa tsy mankasitraka izao fitondrana misy izao ny firenen – drehetra dia nanapa – kevitra ny masoivoho rehetra tsy hanotrona ny fankalazana ny 26 jona. Koa maika fa isika malagasy. Miantso ny Vahoaka Malagasy ary aho hanamarika ny faha 26 jona amin’ity taona ity mba hanao izany am – pahanginana, am – pitiavan – tanindrazana feno, am – pandinihan – tena, hivavaka ho an’ny firenena. Ho fanajantsika ireo namoy ny aina, ireo naratra, ireo mbola mahatsiaro fangirifiriana sy mijaly vokatr’iny fanonganam- panjakana iny. Andeha isika samy hijanona any an – tokantrano, hiombom – bavaka manoloana ny zava – misy. Mihaino vavaka tokoa Andriamanitra ary mino sy manantena isika fa tsy maintsy hamaly izy.
Tsy afaka ny hilaza ho mahaleotena isika raha izao no zavatra hiainan’ny Vahoaka Malagasy ary tsy afaka ny hilaza ho mahaleotena isika raha tsy miverina ny ara – dalàna ka hajaina ny lalàm – panorenana. Ry Malagasy tia tanindrazana, mafy tena mafy tokoa ny manjo ny Vahoaka Malagasy, koa mino aho fa samy tonga ny fotoana ahatsiarovantsika tena tsirairay avy. Mino aho fa samy nandre ny valin’ny fivoriana nataon’ny vondrona SADC isika dia ny fifanantonana, fifanakalozan – kevitra izay ataon’ireo ankolafin – kery rehetra misy hifampidinika izay mahasoa ny firenentsika. Efa nasehoko hatrany am – piandohana ny finiavako hifampidinika, ary ny fametrahako ambony ny tombontsoam – pirenena. Mahatoky aho ny fahendren’ny Vahoaka Malagasy izay mandrindra sy mandala mandrakariva ny fihavanana. Aoka re ny ambom – pon’ny tsirairay avy mba hampandeferina fa ny soa toavina Malagasy, ny tombontsoa ambonin’ny firenena no iarahamijery. Isika samy malagasy ihany no afaka mamaha sy mahita izay vahaolana. Ireo mpiaramiombon’antoka amintsika dia manao fanelanelanana sy manamora ny fifampidinihana ihany. Mankasitraka tanteraka ny fampihavanam – pirenena aho na ny réconciliation. Manana ny soa toavina malagasy isika. Koa ny tombontsoam – pirenena hoy aho aminareo no lolohavina an – tampon’ny loha. Mino sy manantena aho fa Vahoaka hendry ny Vahoaka Malagasy. Olon – kendry ireo mpanao politika, samy hifandinika ary ho porofointsika ho fantatr’izao tontolo izao fa mahalala ny tokony ataony ny Vahoaka Malagasy. Koa eto am – pamaranana dia miantso ny lafin – kery rehetra misy eto amin’ny tany sy ny fanjakana aho, miantso ny foloalindahy, ny mpitandro ny filaminana rehetra mba samy hanao ny asany ho an’ny Tanindrazana ary hanohana ny ara – dalàna.
Mino aho, manantena isika fa amin’ny fankatiavana ihany amin’ny fifamelana no ahafahantsika miroso amin’ny famerenana indray ny ara – dalàna eto amin’ity firenena ity. Tsy misy olona izay tsy diso akory, ary soa lavo ahay hamindra.
Manantena ary aho fa voarainareo ny hafatra, ny teny tiako ambara.
Homba antsika mandrakariva Andriamanitra.
Le député Mémé a été arrêté (25 Juin 2009)
On ignore encore les raisons de cette arrestation mais les suppositions vont dans le sens où celui – ci est un des personnes les plus écoutés par les légalistes. Yves Aimé Randrianarison est en effet un des leaders du mouvement légaliste qui s’oppose depuis le 21 mars à la HAT. Il faisait partie de la délégation de la mouvance Ravalomanana dans les discussions initiées par le Groupe International de Contact. Le député Mémé est l’un des dirigeants du mouvement qui généralement fait part des décisions ou de l’avis du Président Ravalomanana durant les rassemblements des partisans de la légalité au Magro Ankorondrano ou durant ceux qui ont été tenus dans les périphéries dernièrement.
Yves Aimé Randrianarison vient ainsi s’ajouter à la liste déjà longue des légalistes qui ont été arrêtés par la HAT. L’on rappel en effet que plusieurs personnes sont encore soit détenues en prison soit mis sous résidence surveillé. C’est le cas du Premier Ministre Manandafy Rakotonirina, de Ihanta Randriamandranto, dirigeant du mouvement des femmes légalistes, de quatre parlementaires ainsi que de quelques militaires. L’arrestation de jeudi risque de rendre encore plus difficile la situation qui est déjà très tendue à Madagascar. La HAT démontre ainsi une fois de plus qu’elle cible le mouvement des partisans de la légalité. Elle vise surtout les dirigeants du mouvement dans le but de mettre fin au rassemblement. La question se pose sur la possibilité de tenir des négociations dans l’atmosphère qui règne dans le pays actuellement. Les légalistes n’avaient eu de cesse de demander la libération des légalistes détenus par la HAT, une requête que cette dernière ne semble pas porter attention, les arrestations se poursuivant jusqu’à aujourd’hui.
Marc Ravalomanana : le pays n’est pas encore indépendant (25 juin 2009)
La population demande le retour de la légalité et réclame sont retour au pays selon Marc Ravalomanana. Il va revenir a réitéré le Président et c’est une priorité.
Brèves du Jeudi 25 Juin 2009
- La maison du directeur de la Radio Fahazavana a été perquisitionnée par des éléments armés jeudi. N’ayant rien trouvé dans la maison, les forces ont emmené la femme du directeur.
Hafatra an-tariby, Filoha Ravalomanana Marc, alakamisy 25 jona
Tena faly tokoa aho afaka mifandray mivantana aminareo amin’ity alakamisy ity hametrahako ny hafatra hilazako aminareo ny faniriako sy ny hetahetantsika rehetra ny hamerenana haingana ny filaminana sy ny ara – dalàna eto amin’ny tany sy ny fanjakana.
Iarahantsika mahalala hatrany fa tena mandalo fotoantsarotra ny firenentsika. Mijaly ny vahoaka malagasy,ary manjaka dia manjaka ny tany tsy misy fanjakana fa fanjakan’ny baroa. Ireo fampitahorana, fisamborana, ireo no mahazatra. Tena mahita aho, mahatsiaro an – tsaina ny vahoaka malagasy aty.
Vahoaka tia fandrosoana ny Vahoaka Malagasy ary manaja mandrakariva ny ara – dalàna. manantena sy miandrandra fatratra ny fotoan – dehibe izay hihaonantsika. Manome toky anareo aho ry Vahoaka Malagasy fa tsy maintsy tafaverina aty Madagasikara ary manao izay azo rehetra atao aho mba ahafahan’ireo firenena manampy antsika, mba ahafahan’ny vondrona SADC manafaingana izay fampihaonana sy fifampidinihana raha ilaina izany mba ahatonga ahy hiverina any Madagasikara.
Mahita aho ary mahatsapa fa mahatsiaro mangetaheta sy mahatsiaro ny fiverenan’i Dada haingana ny Vahoaka. reko dia reko ny antsonareo, miantso ahy hiverina haingana dia haingana an – tanindrazana arak’izay azo atao. Aza matahotra ianareo fa hiverina tokoa aho ary tsy maintsy tafaverina ary isan’ny laharam – pahamehana tsy maintsy atao izay. Nefa kosa misy asa tsy maintsy ataoko aty, tsy maintsy atrehako ankehitriny.
Ny zavatra misy amin’izao ry Vahoaka Malagasy, ianareo tonga marobe mivory eto, misy sahy milaza ve fa tena mahaleo tena Madagasikara amin’izao fahoriana mianjady amin’ny Vahoaka Malagasy izao ? misy sahy milaza ve fa afaka mankalaza ny faha 26 jona ? ary misy sahy milaza ve fa afaka ny Vahoaka Malagasy, tsy misy hanavahana ? Tsy misy sahy milaza izany.
Na ireo masoivohom – pirenena izay miasa aty Madagasikara aza dia milaza fa izy ireo koa tena hanao ankivy ilay lanonana hitranga io. Koa miantso ny Vahoaka Malagasy rehetra aho mba hijanona any an – tokantrano hitondra am – bavaka ny firenentsika ary indrindra indrindra handinin –tena ary hamantatra marina izay sitrapon’Andriamanitra fa mandalo fotoan – tsarotra ny firenentsika.
Eto am – pamaranana dia miteny aminareo ao, amin’ny maha rain’ny Vahoaka Malagasy ahy, niarahantsika nandre tsara ny valin’ny fivoriana an – tampony izay nataon’ny SADC fa ilaina dia ilaina aloha ary lalana tokony hizorana hialana nenina ny fifampidinihana. Ekena izany satria isan’ny fomba iray hanaingana ny olona raha ilaina, raha mety, raha mankasitraka daholo ny rehetra. Efa naneho izany aho tany am – piandohana ary mbola milaza aminareo fa tsy manaiky mihintsy ny horebirebena raha tsy manaraka tsara ny lalàm – panorenana sy manaraka tsara izay voasoratra araky ny communiqué navoakan’ny SADC. Mazava ny communiqué – any, miala nenina farany amin’ny fifanakalozan – kevitra sy fifampidinihana, afaka adidy amin’izay rehefa tsy manaiky an’izay.
Ny tiako marihina amin’izany dia izao. Voagejan’ny fitondrana tsy ara – dalàna ny firenena sy ny Vahoaka Malagasy ankehitriny, noho ny fanonganam – panjakana izay nataon’olom – bitsy nampian’ireo miaramila vitsy dia vitsy. Ny 26 jona anefa dia hiarahan – tsika mahalala tsara fa fankalazana ny fahaleovantenan’i Madagasikara sy ny fetin’ny fanafahana azy. Ahoana no afaka hankalazana ny fety raha ohatra ka tsy hajaina tsara ny fanohanana ny ara – dalàna. ahoana no hilazana fa afaka isika nefa mijaly sy fadiranovana ny fianakaivan’ireoo namantsika sy rahalahantsika, zokintsika, zandrintsika, zanaka.
Ry Vahoaka Malagasy, ianareo tonga marobe toy izao, ny hafatra tiako hapetraka aminareo dia izao, niezaka tamin’ny fomba rehetra isika ahatanteraka izany fampandrosoana haingana an’i Madagasikara izany. indrisy anefa sendra an’ireo diso lalana, ny mpanongam – panjakana. Rava, potika tanteraka ny toe – karena sy ny fiaraha – monina malagasy. Tsy mifampatoky intsony ny ao an – trano, ny mpiara – monina, tsy maintsy harenina izany. Manome fampanantenana anareo aho fa izany no lalana tsy maintsy hiasako sy hiaretako aty. Koa miantso ny Vahoaka Malagasy aho hanamarika am – pahendrena ny 26 jona amin’ny fo feno fitiavan – tanindrazana, samy handinintena, hivavaka ho an’ny firenena. Zava – dehibe apetraka aminareo izany izay mila dia mila tokoa ny fadinihantena ary mila dia mila ny fanajana ho an’ireo zay namoy ny ainy, naratra na ireo izay mbola mahatsiaro fangirifiriana noho ireo mpanongam – panjakana ireo. Dia handeha samy hijanona any an – tokantrano ka samy hivavaka manoloana ny zava – misy hiainantsika. Tsy afaka hilaza ho mahaleo tena isika raha izao no zavatra hiainan’ny Vahoaka Malagasy. Tsy afaka hilaza ho mahaleotena isika raha tsy miverina ny ara – dalàna sy ny manaja ny lalàm – panorenana. Koa mino aho fa samy hitandrina izay avokoa isika rehetra. Homba antsika mandrakariva anie Andriamanitra.
jeudi 25 juin 2009
Jeudi pour…. (24 JUIN 2009)
L’annonce la plus espérée par le plus grand nombre est celle du retour du Président Ravalomanana. De la déclaration de Mémé, rien ne laisse filtrer ni une affirmation ni une infirmation de la satisfaction de cette attente. En tout les cas, la journée de jeudi risque d’être très chaude pour le mouvement légaliste. L’on s’attend à une grande manifestation et à un rassemblement massif.
Plus jamais de chaînes (24 Juin 2009)
Brèves du mercredi 24 Juin 2009
Communiqué de presse: Message du Président Barack Obama au people Malagasy à l’occasion du 26 Juin
Wednesday, June 24, 2009
Message of President Barack Obama to the people of Madagascar on the occasion of June 26
To the people of Madagascar:
As you celebrate your national day on June 26, I extend congratulations to you on behalf of the people of the United States.
The United States looks forward to the day when Madagascar can again celebrate not only independence, but democracy as well.
Sincerely,
Barack Obama
*********************************
(Version française )
Mercredi 24 Juin 2009
Message du Président Barack Obama au people Malagasy à l’occasion du 26 Juin
Au peuple Malagasy:
Au nom du peuple Américain, je tiens à vous exprimer mes vives félicitations en ce moment où vous célébrez votre Fête Nationale du 26 juin.
Les Etats-Unis espèrent voir le jour où Madagascar peut célébrer de nouveau non seulement son indépendance mais aussi la démocratie.
Avec mes sincères salutations,
Barack Obama
*********************************
(Dikan-teny Malagasy)
Alarobia 24 Jona 2009
Hafatry ny Filoha Barack Obama ho an’ny vahoaka Malagasy noho ny fahatongavan’ny 26 Jona
Ho an’ny vahoaka Malagasy:
Amin’izao vanim-potoana ankalazanareo ny fetin’ny 26 Jona izao dia fifaliana ho ahy ny miarahaba anareo amin’ny anaran’ny vahoaka Amerikana iray manontolo.
Mana n tena i Etazonia fa ho avy ny fotoana hankalazan’i Madagasikara indray, tsy ny fahaleovan-tenany fotsiny, fa ny demokrasia ihany koa.
Omban’ny firarian-tsoa rehetra.
Barack Obama
mercredi 24 juin 2009
Légalistes : confiants et rassurés (23 Juin 2009)
Les manifestants légalistes ont repris confiance sur la suite de leur mouvement. Eux d’assurer que le mouvement se poursuivra toujours pacifiquement, et que tout trouble ou tentative de vandalisme ou de destruction ne viendrait pas d’eux. Le retour du Président se fera sans aucun sang versé a déclaré Mémé.
La Guerre du drapeau (23 Juin 2009)
Pour les légalistes, c’est une victoire. Eux qui ont sensibilisé la population à ne lever les drapeaux qu’au retour du Président Ravalomanana. Un appel qui est largement suivi quand on fait le tour des maisons tant dans la ville d’Antananarivo qu’au niveau des périphéries. Seuls les bâtiments publics et commerces à Analakely sont décorés par les couleurs blanc, rouge et vert, les habitations ne suivent pas.
Ce refus de lever le drapeau national tourmente la HAT depuis plus de deux semaines maintenant. Dernièrement, à travers son ministre de l’intérieur, elle a averti les familles ou sociétés qui ne lèvent pas le drapeau qu’elles feront l’objet d’amende. Une intimidation que la majorité de la population tananarivienne ne semble pas vouloir prendre en compte.
mardi 23 juin 2009
MARC RAVALOMANANA : Impatient de revenir au pays (22 Juin 2009)
L’intervention de Ravalomanana semble avoir apaisé le moral de plusieurs légalistes qui ne savaient trop comment prendre la décision de la SADC de samedi. Durant son appel, Marc Ravalomanana a demandé à la population de renforcer et de poursuivre la lutte légaliste. La lutte ne cessera qu’au retour de la légalité de « Dada » a manifesté le Président qui se déclare impatient de revenir au pays.
Légalistes : Certaines choses à taire (22 Juin 2009)
Les dirigeants du mouvement légaliste ont par ailleurs appelé les manifestants à la prudence quand aux infiltrations qui pourraient être commises au sein du mouvement. Des éléments extérieurs tentent actuellement de ternir l’image du mouvement en incitant les légalistes à commettre des actes de violence et de vandalisme a déclaré le député de Vatovavy Fitovinany. Selon le député, depuis quelques jours maintenant, la HAT cherche les moyens pour arrêter le mouvement légaliste, pour interdire le rassemblement légaliste. Lui de compter sur les manières pacifiques des partisans de la légalité. Un appel repris par Mémé qui a déclaré qu’il y a deux façons de mener les choses, que le Président revienne et qu’il y ait un million de mort ou que le Président revienne sans aucun incident. Selon Mémé, les légalistes ont toujours mené leur mouvement pacifiquement et dans le calme et ils continueront dans cette voie
Brèves du Luni 22 Juin 2009
HAFATRA AN –TARIBY NATAON’NY FILOHA MARC RAVALOMANANA
Amin’izao hivorianareo marobe eto izao dia mahafaly ahy ny miarahaba anareo rehetra, koa dia miarahaba aho amin’ny alalan’ny tenako manokana ary miarahaba ihany koa aho amin’ny alalan’izahay tena manao izay azo atao rehetra hamerenana amin’ny laoniny sy hamerenana ny ara – dalàna eto amin’ny tany sy ny fanjakana izay hiarahantsika mahalala ny zava – misy ankehitriny, koa miarahaba anareo rehetra aho tonga marobe ary misaotra betsaka.
Fantatro dia fantatro tokoa fa miandry dia miandry ianareo amin’izao fotoana izao hoe nanao ahoana ny fivoriana tamin’ny sabotsy ary rahoviana ihany i Dada vao ho avy.
Marina izany ary tena manao izay azo atao aho fa tsy mandry andro tsy mandry alina aho miaraka amin’ireo mpiara – miasa amiko aty manao izay azo atao rehetra mba hamerenana amin’ny laoniny ny ara – dalàna aty Madagasikara. Tsy ekentsika ny fandrobam – pahefana, tsy ekentsika ny fisian’izao tsy filaminana eto amin’ny tany sy ny fanjakana izao, ary tsy ekentsika hoy aho aminareo i Madagasikara izay tany milamina sy mampiaiky izao tontolo izao no lasa mikorontana koa dia natokan’ny fikambanamben’ny SADC mihintsy ny andro sabotsy tontolo sy sabotsy alina handinihana manokana ny raharahan’i Madagasikara nohon’ny krizy politika. Zava – dehibe amin’ny firenentsika izany hoe noresahana manokana i Madagasikara tsy nasiana resaka hafa, tsy nasiana zavatra hanelingelenana ny fotoana fa momba an’i Madagasikara fotsiny no noresahana tao.
Zao ny zavatra lehibe azoko lazaina aminareo ry Vahoaka, mihainoa tsara ianareo,
Voalohany indrindra dia izao : tsy maintsy haverina amin’ny laoniny ny Ordre constitutionnel aty Madagasikara na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana ; izay no tapaka tao. Ho alefako any aminareo mba hovakianareo any ilay izy. Araky ny paragraphe na andininy dia manambara amin’ny fomba ofisialy ny SADC fa ny mpikambana rehetra na ny firenena rehetra ato amin’ny SADC izany hoe 14 dia samy handrotsaka hanampy an’i Madagasikara amin’izay fomba rehetra azo atao na vola na fitaovana n’inon’inona hamerenana izany Ordre constitutionnel izany.
Hoy aho aminareo hoe natokana mihintsy ny sabotsy faha 20n’ny volana jona handinihana manokana ny raharahan’i Madagasikara. Zava – dehibe izany ary manana ny maha izy azy ny firenentsika.
Ny faharoa tena lehibe anakiray izay tapaka tao ihany koa dia izao : manomboka izao dia olona avy aty amin’ny faritry ny SADC no mitarika ny fifampiraharahana sy ny fifampizahana vahaolana fa tsy olona avy ary alavitra be ary intsony, fa olona avy eto amin’ny firenena SADC izay mandray anjara amin’ny resaka atao raha misy ny resaka tokony atao. Izany koa zava – dehibe izany
Ny fahatelo, manomboka izao dia tsy maintsy atao izay isian’ny fanafainganana ny famerenana amin’ny laoniny izany Ordre constitutionnel izany satria mijaly sy fadiranovana ny Vahoaka.
Koa dia miantso ny Malagasy rehetra aho, miantso ny Vahoaka manontolo aho, miantso ny miaramila aho, ny polisy, ny zandary, isika no tompon’ny firenena, isika no malagasy tompon – tanindrazana, mba samia mieritreritra, samia mampiasa ny feon’ny fieritreretana rey olona a. Tsy tombontsoa ny mandatsak’ain’olona, na mamono ny namana na ny havana, na mampihorohoro. Samia mampiasa ny feon’ny fieritreretana hoy aho aminareo.
Fa mijaly ny vahoaka ankehitriny, miakatra ny vidim – piainana, ny vidin’ny lasantsy etsy andaniny, ka isika izany dia tsy maintsy miasa miaraka ary tsy maintsy manana faharetana, manana faharetana hoya ho aminareo satria tsy mora. Koa mino sy manantena aho fa ny fankalazana amin’izao ankatoky ny fetim – pirenena izao dia alahelo daholo ny Vahoaka malagasy rehetra manerana ny nosy satria zao ny zava – manjo ny firenena. Fa kosa ny andro anakiray izay tena hanafahana izany fampahoriana, tena anafahana an’i Madagasikara ao anatin’izany korontana izany no tena andrandrain’ny Vahoaka marobe. Koa dia matokia ahy ianareo, mahatoky anareo ihany koa aho fa hiasa hiaraka isika. Koa dia tohizo, tohizana foana ny hetsika ataontsika ho ren – tany ho ren – danitra satria zava – dehibe no ahafantaran’ny olona fa i Madagasikara, ny Malagasy dia manana ny soa toavina. Ankehitriny aza dia mbola mitana ny hevitra izay voalaza tamin’ny fivoriana tamin’ny 30 martsa fa hoe tsy maintsy atao izay hanampiana an’i Madagasikara na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana. Fa mila sava lalana aloha ( ?) ny fomba fifampiresahana aloha mba ahafahana mijery haingana sy maharitra ny demokrasia sy ny fandriampahalemana. Tsy maintsy vahana aloha ny resaka fandriampahalemana. Tsy ekena intsony ny fisamborana, tsy ekena intsony ny herisetra izay misy amin’izao fotoana izao.
Mbola betsaka ny tiako resahina ary izahay aty aza mba maika dia maika ny te hody, hiverina aty Madagasikara, ahita ny Malagasy indray fa tsy maintsy atao matotra tsara ny resaka, mazava tsara fa aharitra ny demokrasia eto Madagasikara izany.
Koa mbola mamerina hatrany ny fisaorana sy ny fankasitrahana aho ary mamerina aminareo fa tandremo tsara fa misy ireo mampiraviravy tanana anareo ireo. Aza manaiky izay fampiraviraviana tanana fa tsy manaiky mihintsy raha tsy efa tafaverina any i Dada. Tsy mijanona mihintsy.
Koa Minoa ahy ianareo, izaho koa mahatoky anareo izay ary aloha ny androany, betsaka ny holazaiko aminareo amin’ny manaraka fa mbola miasa izahay amin’izao fotoana izao. Koa dia mametraka ny amin’ny manaraka indray, samy tahian’Andriamanitra.
Déclaration du Collectif d’enseignants chercheurs de l’Université d’Antananarivo, Madagascar
En tant qu’éducateurs et citoyens à part entière en poste à l’Université d’Antananarivo, nous, enseignants chercheurs de l’Université, déclarons que:
1) Nous ne pouvons pas tolérer le silence face à la médiatisation à outrance de mensonges et de tromperies à l’intention du peuple malgache, orchestrée par ceux qui déclarent exercer l’autorité.
2) Nous refusons d’être les simples spectateurs des actes de terreur, de vols et d’assassinats perpétrés par une coalition de mutins et de civils résolus à toutes les dérives violentes, parce que les armes de guerre sont entre leurs mains.
3) Nous ne pouvons pas être neutres dans le contexte actuel : on ne peut être pour la vérité et tolérer l’imposture, pour la légalité et accepter un coup d’état.
4) Nous nous élèverons courageusement contre toute velléité d’instaurer un système contraire à la morale chrétienne.
EN CONSEQUENCE:
- Nous dénonçons la prise de pouvoir par la force et la mise en place d’un simulacre d’autorité qui ne repose sur aucun fondement légal. Madagascar est un Etat républicain et démocratique. Les valeurs démocratiques et républicaines, jointes à la vertu malgache du Fihavanana sont celles qui doivent être enseignées et transmises. Le coup d’état qui a été perpétré est une honte pour nous, éducateurs; il est le signe d’une lacune éducative et nous devrons y remédier.
- Nous nous élevons contre tous les comportements qui s’opposent à l’éducation et à la formation d’une descendance digne et citoyenne. Nous nous efforçons de former une progéniture remplie de sagesse, alors que le spectacle donné actuellement et quotidiennement par le régime putschiste s’oppose à ces valeurs et constitue une véritable honte pour nous tous aux yeux de nos enfants.
- Nous déclarons que l’Armée a outrepassé ses attributions et son devoir légal défini par son statut. Elle a pris partialement parti et usé des armes lourdes et légères dans le coup de force pour renverser un pouvoir légal, puis exercé une terreur permanente sur tous ceux qui n’acceptent pas la HAT.
- Nous condamnons l’usage de la force sur les simples citoyens, hommes d’église, journalistes, etc. Nous condamnons les vols des biens de simples citoyens et des biens de l’Etat, perpétrés par des coalitions de militaires et de gendarmes sans foi ni loi. Nous appelons ainsi tous les patriotes à dénoncer et à s’opposer avec sagesse à de tels actes.
- La population, les citoyens de ce pays en ont plus qu’assez aujourd’hui de l’Armée. Ceux dont on disait qu’ils étaient « les cornes qui protègent le poitrail » ont complètement perdu leur honneur à cause du comportement d’une minorité d’entre eux, parce que « le hitsikitsika qu’on croyait ami s’est transformé en épervier et a enlevé les poussins ».
- Nous exigeons le respect strict de la démocratie et dénonçons le baillonnage exercé par la HAT. Chaque jour démontre une volonté de verrouiller les informations, afin de pouvoir médiatiser des mensonges pour conforter un pouvoir volé et mal ancré. C’est ainsi que des militaires sont envoyés pour terroriser, vandaliser et fermer Radio Fahazavana et Radio Mada. Ces exactions n’ont été précédées ni d’avertissement ni de mise en demeure et se sont traduites, à trois reprises, par un cambriolage total des locaux des deux stations radio. Les journalistes ont ensuite été harcelés, terrorisés, à tel point que certains ont dû fuir par crainte pour leur vie.
- Nous condamnons la création de la Cellule d’arrestation et de la Commission Nationale Mixte d’Enquête (CNME) à Ambohibao, Antananarivo.
- Nous appelons la HAT à libérer sans délai toutes les personnes arrêtées à cause de leur conviction politique.
- Nous constatons que tout ce qui a cours aujourd’hui dépasse l’entendement et la mesure, et nous ne le considérons plus comme la simple affirmation d’une position politique mais comme un acte de haute trahison envers la patrie, un total irrespect de l’Eglise et un pur mépris des valeurs malgaches. Aussi en appelons-nous à tous les Malgaches, d’ici et de la diaspora, à nous rejoindre en tant que témoins de la vérité.
- Nous appelons enfin tous les Malgaches à n’accorder ni crédibilité ni reconnaissance à ce pouvoir illégal pris par la force des armes, ni aux institutions et structures par lui mises en place.
Antananarivo, le 18 juin 2009
Pour le Collectif
Le Coordonnateur, Hasina A.