mercredi 25 février 2009

Communiqué de l’Ambassade des Etats – Unis le Lundi 23 Février 2009

"The United States Mission congratulates Madagascar on the meeting Saturday between the President of the Republic of Madagascar and Mr. Andry Rajoelina, under the aegis of the FFKM Church Council. We applaud both sides for their willingness to meet in a true spirit of compromise and peace, as well as the FFKM for playing their critical role as "Ray aman-dreny" in the search for a way out of the current crisis. We expect this dialogue to continue, and we hope it will lead to lasting reconciliation through a legal, democratic and fully constitutional framework.

The United States believes that this effort by both sides to participate in dialogue can restore Madagascar on its path toward long-term political, social, and economic development. We trust in the wisdom of the Malagasy people, who want to live in a just society, governed by the rule of law, with equal opportunity for all citizens. We fully support the call for a truce among all parties, to maximize prospects for success through dialogue.

We believe that the current political crisis requires a Malagasy solution, and we stand ready to aid the Malagasy people in whatever way possible to ensure long-lasting peace, prosperity, progress, and fihavanana."

Version Française:
"La Mission américaine félicite Madagascar pour la tenue des pourparlers entre le Président de la République de Madagascar et M. Andry Rajoelina samedi dernier, sous l'égide du Conseil des Eglises de la FFKM. Nous louons les deux côtés pour leur volonté à se rencontrer dans un véritable esprit de compromis, ainsi que le FFKM pour avoir joué leur rôle vital de « Ray aman-dreny » en recherchant une voie pour sortir de la présente crise. Nous nous attendons à ce que ces négociations se poursuivent et nous espérons qu'elles vont mener vers
la réconciliation durable à travers un cadre légal, démocratique et entièrement constitutionnel.

Les Etats-Unis croient que cet effort des deux côtés à participer dans le dialogue peut remettre Madagascar sur le chemin de son développement politique, social et économique à long terme. Nous nous fions à la sagesse du peuple Malagasy, qui aspire à vivre dans une société équitable, gouvernée par l'état de droit et offrant la même opportunité à tous ses citoyens. Nous soutenons entièrement l'appel à la trêve entre les deux côtés, afin de donner au dialogue le plus de chance de réussite possible.

Nous croyons que la présente crise politique requiert une solution Malagasy, et nous sommes prêts à aider le peuple Malagasy, dans toute voie possible, pour garantir la pérennité de la paix, de la prospérité, du progrès et du fihavanana."

Version Malagasy:
"Miarahaba an'i Madagasikara ny Misiona Amerikana tanteraka noho ny fahatanterahan'ny fifampiresahana teo amin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara sy Atoa Andry Rajoelina ny Asabotsy lasa teo, teo ambany fiahian'ny Filan-kevitry ny Fiangonana ao amin'ny FFKM. Derainay ny roa tonta noho ny tena fahavononany hifampiresaka mba hahatongavana amin'ny marimaritra iraisana. Derainay koa ny FFKM noho ny nandraisany ny andraikitra manan-danja amin'ny maha-Ray aman-dreny azy eo am-pitadiavana làlana hivoahana amin'izao
disadisa ankehitriny izao. Mino izahay fa hitohy izany fifampidinihana izany, ary antenainay fa hitondra ho amin'ny fampihavanana maharitra ao anatin'ny rafitra manaraka ny lalàna, ny demokrasia ary mifanaraka tanteraka amin'ny lalàm-panorenana.

Mino i Etazonia fa izao ezaky ny roa tonta handray anjara amin'ny fifampiresahana izao dia afaka mamerina an'i Madagasikara ao amin'ny lalàna mankany amin'ny fampandrosoana ara-politika, ara-tsosialy ary ara-toe-karena. Mahatoky ny fahendren'ny vahoaka Malagasy izahay, vahoaka izay maniry hiaina ao anatin'ny fiaraha-monina anjakan'ny rariny, tan-dalàna ary ahafahan'ny olom-pirenena rehetra samy migoka tombontsoa mitovy. Tohananay tanteraka ny fanaingana ny roa tonta hampiato ny adilahy, mba hanomezana vahana ny fikatsahana
vahaolana ao anatin'ny fifampiresahana.

Mino izahay fa vahaolana Malagasy no takian'izao olana ara-politika izao, ary vonona hatrany izahay hijoro hanampy ny vahoaka Malagasy amin'izay fomba rehetra azo atao hiantohana fandriam-pahalemana, fahombiazana, fandrosoana ary fihavanana maharitra."


Vue sur le site officiel de l'ambassade des Etats Unis et Comores
www.antananarivo.usembassy.gov

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas