samedi 28 mars 2009

Les révélations, d'après www.youtube.com/user/Mpandinika





2 commentaires:

  1. eh! inona ary no tianao ho lazaina amin'ny fametrahana ireo eto io, RaMalagasy-Aho?
    Aza simbàna amin'ireo rangahy ny hajanao sy ny toky nomenay anao hatramin'izay a!
    Dia iza no tsy hahita fa zavatra notsaingohana ary natambatambatra daholo ireo teny ireo ka lasa ohatry ny fanatique be lavitra noho ny extremiste ianao raha izao, aiza no dia hoe "revelation"?
    Aza midina amin'ny niveau-ndry zareo re a! mba olo-matotra sy henoin-teny foana ihany ianao hatramin'izay ka aleo ny sangisangy sy ny fihomehezana hijanona any @ youtube fa raha olona marivo salosina ho rendrika dia hanimba zavatra fotsiny @ tany efa tsy milamina izao!
    Matoky ny fahendrenao.

    RépondreSupprimer

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas