vendredi 6 février 2009

Marc RAVALOMANANA - FFKM - Andry RAJOELINA



Nihaona ny alakamisy 5 febroary ny FFKM ka nifanaraka fa tsara raha misy fampaherezana ho an'ireo tompon'andraikitra eto amin'ny firenena. Ny filohan'ny Fjkm sy ny Flm ary no nihaona tamin'ny Filoham-pirenena ny zoma 6 febroary, nitondra ny tenin'Andriamanitra, vavaka sy fampaherezana manoloana ny toe-draharaha eto amin'ny firenena. Ny filohan'ny fiangonana katolika kosa no hihaona amin'Atoa Andry Rajoelina. Araky ny nambaran'ny filohan'ny Flm dia mijoro ho an'ny fitandroana ny filaminana sy ny fandriampahalemana ny FFKM.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas