vendredi 15 mai 2009

Communiqué de Presse Officiel, Présidence de la République de MAdagascar

Prétoria, 14 Mai 2009


Ce matin, au cours d’une conversation entre le Président de la République de Madagascar, Marc Ravalomanana et Monsieur Kofi Annan, l’ancien Secrétaire Général des Nations Unies s’est engagé à jouer un rôle actif afin de contribuer au retour à l’ordre constitutionnel selon la Constitution de Madagascar.


C’est leur deuxième entretien en l’espace de quelques jours. Ils ont discuté de la situation critique à Madagascar après le coup d’état en mars.


Kofi Annan est l’un des récipiendaires du Prix Nobel de la Paix. Il est également l’un des 12 membres de l'honorable groupe de « Sages ». Ce groupe inclut Nelson Mandela, Desmond Tutu, Jimmy Carter et d’autres personnalités politiques distinguées.



Filazana Ofisialy,

Fiadidian'ny Repoblikan'i Madagasikara


Pretoria, 14 Mey 2009


Androany maraina, nandritra ny resaka nifanaovan’ny Filoha Marc
Ravalomanana tamin’Andriamatoa Kofi Annan, dia nanome toky ny Sekretera
Jeneralin’ny Firenena Mikambana teo aloha fa handray anjara mavitrika
amin’ny famerenana ny ara-dalàna araky ny Lalàm panorenana Malagasy izy.


Fanindroany izao, tao anatin’ny andro vitsivitsy monja, no tafaresaka ny
Filoha Marc Ravalomanana sy Andriamatoa Kofi Annan. Nodinihin’ izy ireo
tamin’izany ny toe-draharaha any Madagasikara tao aorianan’ny
fanonganam-panjakana tamin’ny volana Martsa.


Anisan’ireo nahazo ny Loka Nobel momba ny Fandriam-pahalemana Andriamatoa
Kofi Annan. Anisan’ireo « Olon-kendry » 12 ihany koa izy. Io
vondron’olon-kendry io dia ahitana an’Adriamatoa isany Nelson Mandela,
Desmond Tutu, Jimmy Carter, ary olo-manan-kaja hafa amin’ny sehatra
politika.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas