mercredi 18 février 2009

Déclaration des généraux (17 février 2009)

Manoloana ny zava – misy miseho ankehitriny dia raisinay zoky eto amin’ny foloalindahy ho adidy sy andraikitra ny manao izao fanambarana izao :

- mampatsiahy fa ny foloalindahy dia tsy natao handroba fahefana fa mivonona handray ny andraikiny
- ny foloalindahy no dernier rempart amin’ny rafitra repoblikana
- mitaky ny famahana olana haingana ny toe – draharaha izy
- tsipahina ny eritreritra ampisara – bazana : Général Rakotovao Fred

Resaka miaraka amin’ny filoham – pirenena:
Amin’ny maha filoha faratampon’ny foloanlindahy ny filoham – pirenena dia nampiantso izy nidinidinika – discussion ferme et honnête

Misavorovoro ny toe – draharaha eto an – toerana, nohon’ny resaka politika io.
Efa mizotra ny fifampidinihana eo amin’ny solontenan’ny roa tonta ka irina ny famahana ny olana haingana, raha tsy izany dia tsy maintsy hijoro ho manda fiarovana farany ny foloalindahy :Général Raharison Hipolyte

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas