mardi 7 avril 2009

Grève Générale à la Banque Centrale

Les employés de la Banque Centrale de Madagascar sont en grève. Aucun paiement pour les banques primaires depuis se matin.

5 commentaires:

  1. ça commence bien hein! Pourquoi les employés ne sont pas en grève? Le maudit Haute Autorité de Trahison ne cesse pas de prendre l'argent chez les BCM! Vous allez voir, ce sera encore de plus en plus grave.

    RépondreSupprimer
  2. Halatra, barofo ary fanerena sy famonoana no hain'ireo HAT miaraka amin'ny CAPSAT ireo. Tsy ekena ny fanaovana amboletra ny Banky Foibe hakana vola amin'ny tsy rariny. Misaotra anareo mpiasan'ny Banky Foibe tsy manaiky an'izao. Ahoana ianareo miaramila miandala amin'ny ara-dalana no toa mijery fotsiny ? Aza miafinafina amin'ny hoe tsy mizara izahay miaramila fa tafiditra bambaray ao anatin'ny mpangalatra ianareo ireo. Tapitra hatreo ny declaration fa mila actions ny vahoaka.

    RépondreSupprimer
  3. raleoamboletra7 avril 2009 à 13:17

    Milaza ianareo miaramila sy zandary teo aloha teo fa tsy mahatanty ny fahatongavan'ny miaramila avy any ivelany. Fantatra fa tsy atokisana ny miaramila Gasy fa ny fampihorohorona sy fangalarana any amin'ny banky foibe no hainy. Mitsangana ary antsoy ireo miaramila namana avy any ivelany ireo hanampy antsika. Antsoy mafy hoe aiza ianareo ry UN, UA, SADC. Ho voaroba ary ho foana tanteraka ny ao @ banky ve vao mety ho sahy hijoro ianareo polisy, miaramila ary zandary manana ny forces. Henoy ny feon'ny fieritreretanareo...

    RépondreSupprimer
  4. ZAO VE NAREO VAO MAHALALA FA VOLAN'NY BANQUE CENTRALE ANIE IRENY ZARAINA @ VAHOAKA RENY REHEFA MANAO FITSIDIHANM-PARITRA RATGVENDRANA E!
    TSY MAHALALA MENATRA AKORY , TSY NAMPOIZINAY HO IANAO NO MAHAVITA MIHIRA TOY RENY TAO NOSY-BE " INY LALANA INY " MBA MATAHORA AN'ANANDRIAMANITRA RE TOMPOKO O! HALATRA SY FAMONOAN'OLONA NO NATAONAO NEFA HIRA TOY IRENY NO ATAO.

    RépondreSupprimer
  5. Efa hainay fa mizara 25.000Fmg/pers lery rehefa manao fitsidihana sao ho menatra raha tsy mahazo olona eo . Toa hoe 50.000Fmg t@ voalohany dia avy eo nihena 25.000Fmg. Mitsangana ry Malagasy , sahia mijoro efa hipoitra ny marina , ianareo Fonctionnaires ireo koa mbola tsy handray karama ianareo atsy ho atsy satria efa tonga ny mpangala-bola , tsy misy intsony ny vola andoavana ny karamanareo.
    MIJOROA RY MALAGASY MPANARADALANA

    RépondreSupprimer

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas