mercredi 1 avril 2009

Les Ex détenu politique retrouvent leurs anciens postes

Andry Rajoelina a replacé à son ancien poste Pety Rakotonirina. Ce dernier était PDS de Fianarantsoa et a été candidat à l’élection présidentielle de 2006. Il a été emprisonné à 12 ans de travaux forcés pour coopération à une tentative de coup d’Etat avec le Général Andrianafidisoa. D’autres détenus politiques ont été ramenés par Rajoelina à leur place durant ses visites dans le sud du pays ce jour.

Raisina ny fitantanana ny région et les provinces, olona indépendant @fitondrana no tokony hanao ny assise.

1 commentaire:

  1. mampanotany tena ny fiafaran'ity firenena malagasy ity,tsy vitany efa nopoteana sy nodorana,tsy misy maha izy azy intsony,no mbola navoaka avokoa ny gadra politika tany amponja,mbola tsy nihonona tamin'izany anefa ity atao hoe president AHT,fa naveriny amin'ny asany avokoa izy ireo,mampahonena tokoa satria dia mety ny valifaty no anjaka manomboka izao,ary vao maika hilatsaka ambany dia ambany ny firenena ary fanaovana tsinotsinona ny vahoaka malagasy izao trangan-javatra izao,notsinitsiniavana ny zo sy sy ny safidiny,ka rehefa tanteraka izany dia nanapa-kevitra samy irery randriamatoa,ka mahatsiaro voatsipaka ambava-fo ny vahoaka:manjaka ny fandrahonana,ny fanilikiliana ary ny maro tsy voatanisa,ka mety ihafara amin'ny fifandonana mahery vahika angamba,raha nanao izao fanapaha-kevitra izao izysy ny forongony ,ary ny mpanara-dia azy novidiny vola,mba nisaina kely ve hoe tsy ireo irery ny malagasy,ary tsy Antananarivo irery no madagascar,ny tombon-tsoany irery no katsainy,fa tsisy fitiava-tanindrazana na kely aza,tsy mihevitra ny tenany ho diso mihintsy izy,ary tsy fantany hoe izany no jadona ,koa samia isika mandinika

    RépondreSupprimer

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas