vendredi 20 février 2009

Fanambaran'ny Ministry ny Filaminana Anatiny sy ny Fiarovam-pirenena

Ny zandary ary ny polisim-pirenena, taorian’ireo hetsika izay natao alina, dia namerina soa aman-tsara ireo ministera nalain’ny “iihetsiketsehina”. Anisan’izany koa dia rava, noravana ireo sakana napetraky ry zareo tamin’ny manodidina ny Anosy sy ierto ministera ireto, ary efa voasolo ny Miaramila, zandary ary ny polisim-pirenena izany. Noho izany dia miverina amin’ny asany daholo ireo mpiasan’ny ministera izay aty amin’ny faritra ety Anosy. Manampy an’izay angamba dia tsara ny manambara fa ny fibaikona na commandement dia mipetraka ho iray ihany dia eo anivon’ny ministère sécurité interieur izany. Ary koa ny fiaraha miasa amin’ny vondrona ananki-telo dia natao mba hampiverina ny filaminana eto amin’ny tany sy ny fanjakana.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas