dimanche 1 février 2009

Communiqué de la Fédération des Eglises Chrétiennes de Madagascar

La Fédération des Eglises Chrétiennes de Madagascar ou FFKM appelle les fidèles pour une prière à la nation le dimanche 1er février à 15h à la FJKM Isotry Fitiavana.

1 commentaire:

  1. Mampalahelo ihany ny tohin'ny tantara. Tao anatin'ilay fifanarahana omaly nanaiky Ra8 fa tsy hanenjika ny mpanohitra intsony kanefa vao izao maraina izao fa ireo mpanohana majinika an'i Andry TGV mbola atao haza lambo ihany. Tsy mitàna ny teniny iny olona iny ary tsy hitàna mihitsy. Tsy ao anatin'ny kolon-tsainy izany. Mba afaka manontany tena ve i Ra8 sa heveriny fa mety daholo izay ataony. Ny manodidina azy ve mba sahy miteny azy hoe tsy mety izany ataonao izany Tompoko sa entim-patahorana fotsiny dia mankasitraka izay teneniny faona na dia mifanohitra @ maha olombelona fotsiny ary (éthique humaine).Tadidintsika ve ny didy jadon'i Franco tany Espagne teo aloha na Pinochet tany Chili na Hitler tany Allemagne na Duvallier tany Haïti etc...tsy mitovitovy @izao ve? Sokafy fotsiny ny boky ho an'izay afaka mamaky dia eritrereto kely

    RépondreSupprimer

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas