jeudi 29 janvier 2009

Rencontre avec corps diplomatique

Nandray ny solontenan’ny vondrona iraisam – pirenena ny filoham – pirenena tamin’ny 05 ora hariva. Ny fanapahankevitra izay navoakany omaly ihany no nentiny teo anoloan’ny filoham-pirenena. Nanamafy ny alahelony izy ireo amin’ny fahasimbana sy korontana eto Madagasikara ary namerina indray ny fiantsoana fifanantonana eo amin’ny roa tonta. Vonona tanteraka amin’izany ny filoham-pirenena raha ny nambaran’izy ireo taorian’ny fihaonana.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire

 
http://www.nivapas.com Annuaire
nivapas